LES SUBVENTIONS 2023 - 2024

Ho an'ny taona 2025, ny MDAT/FDL dia hanomboka amin'ny fikarakarana irao Kaominina 100 vaovao misitraka ny famatsiam-bola FNP (Fonds National de Péréquation).

Fifantenana ny Kaominina :
Araka ny boky torolàlana momba ny fomba fiasa, ny fifantenana ireo Kaominina ireo dia mifototra amin'ny filaharana araka ny filaharam-pahamehana midina amin'ny IPM (Tondro Fahapariaham-pahatrana Marolafy) avy amin'ny angon-drakitra farany tamin'ny RGPH 3 navoakan'ny INSTAT.

Fanombohana ny tantsoroka ho an'ny Kaominina 100 :
Ny tompon'andraikitra avy amin'ireo Kaominina voafantina ireo (Ben'ny Tanàna, Filohan'ny Filan-kevitra ary ny Mpitantana ara-teknika) dia hanaraka fiofanana sy fanohanana amin'ny fanomanana antontan-taratasy fangatahana famatsiam-bola sy ireo fepetra takiana amin'ny dingan’ny Fitompoan-draharaha Kaominaly. Izany dia ho atao ao amin'ny Birao Foiben'ny FDL Anosy, Antananarivo manomboka ny 15 may hatramin'ny 29 may 2025.


Pour l’année 2025, le FDL démarre la préparation au transfert pour 100 nouvelles Communes bénéficiaires du financement FNP (Fonds National de Péréquation). 

Sélection des Communes
Conformément à son manuel de procédure, la sélection des Communes est basée sur le classement par ordre décroissant de l’IPM (Indice de Pauvreté Multidimensionnelle) de l’issu des données du dernier RGPH 3 de l’INSTAT.

Début de l’accompagnement des 100 Communes
Les responsables des Communes sélectionnées (Maire, TC et Agent technique) feront l’objet d’un accompagnement en montage de dossier de demande de financement et des préalables au processus MOC au Siège du FDL à partir du 15 mai jusqu’au 29 mai 2025.